Entry | 1 fandinihana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fijerena ela, fanombantombanana: Ny fandinihako itỳ soratra ity no nahatonga ahy hilaza fa soratry ny zanakao io Fiheveran-javatra: Efa ela izay fandinihanao itỳ raharaha itỳ izay kanefa tsy mbola vita foana Famakafakana: Nahaloa olona betsaka ny fandinihana ny Soratra Masina |
Explanations in French |
4 [1.13] étude, observation |
Examples |
5 [2.606] Toa mitovitovy mantsy ny asany ka mila fandinihana akaiky. 6 [2.643] Foto-kevitra iray no nasehon' ny fandinihana hendry vitan' ny isam-paritany. |
Vocabulary |
7 Philosophy |
Root | 8 dinika |
Titles |
Anagrams | 10 fandinihana, nandafihany, nandifihana |
Updated on 2025/04/14 |
![]() |