Entry | 1 fandraiketana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fametahana: Fandraiketana sary amin' ny rindrina Fanapahana, famaranana: Raina ny fandraiketana haingana izany raharaha izany. / Anio no fandraiketana ny datin' andro hanaovana ny mariazinareo |
Explanations in French |
4 [1.13] scellement, liant, fixation |
Root | 5 raikitra |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |