Entry | 1 fandresena |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fahombiazan' izay mahery, izay mataniaka: Nidera ny fandresen' ny tafika ny vahoaka. Izy no nahazo ny fandresena tamin' ny hazakazaka Fanoherana: Tsy mora ny fandresena ny kilema |
Explanations in English |
4 [1.7] victory |
Explanations in French |
5 [1.8] victoire |
Root | 6 resy |
Anagrams | 7 andrefesan, fandresena, nandrefesa |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |