|
|
|
|

Entry1  fandroahana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanosehana handeha hialoha na hihataka: Fandroahana ny omby any an-tsaha. / Nahatsikaiky ny fandroahan' i Niry kely ilay alika
Fanesorana, fanendrena hiala: Tsy fanao ny fandroahana mpiasa tsy misy antony
Explanations in English  4  [1.7] the act of driving out or away
Explanations in French  5  [1.8] action d'expulser
Root  6  roaka

Anagrams  7  fahandroana, fandarohana, fandrahanao, fandrahoana, fandroahana, handarofana, handraofana

Updated on 2025/01/21