|
|
|
|

Entry1  fanefena
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanamboarana vy na metaly hafa ho zavatra fampiasa
Famolavolana: Tsy mora ny fanefena ny toe-tsaina amam-pon' ny ankizy hatramin' ny fahakeliny, izay tsy maintsy atomboka hatreo omin' ny fianakaviana
Explanations in French  4  [1.3] l'action de forger, de fabriquer, l'instrument, la cause, le lieu
5  [1.13] forge
Root  6  tefy
Proverbs  7  Proverbs containing the word fanefena

Updated on 2024/12/11