Entry (1/2) | 1 fanilana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fametrahana erỳ an-tsisintsisiny; famelezana na fihinanana ny ilany fotsiny; fitoerana na fandalovana eo akaiky |
Root | 4 ila |
Entry (2/2) | 5 fanilana |
Part of speech | 6 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Fomba entina manilana mampiraika, mampihilana Azo arona, araika atsỳ na arỳ |
Root | 8 hilana |
Anagrams | 9 falanany, fanalina, fanilana, ifanalan, nalafany, nifanala |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |