|
|
|
|

Entry1  fanontana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanjerana: Fanontana kanonta
Fanaovana printy boky na gazety: Trano fanontana boky
Fampidirana anaty lasitra: Fanontam-biriky
Fanontam-bola
Explanations in English  4  [1.2] [Rel. s. from manonta (tonta).] A press, a printing press. The word presy is more frequently used now.
5  [1.7] printing
Explanations in French  6  [1.8] action d'imprimer
7  [1.13] édition
Examples  8  [2.366#] Dia ny fanontana azy hisy soratra.
9  [2.356#] Teo amin' ny fanontana no tsy mbola nisy ny "ronéo» fa "páte à modeler» no nisarihana azy.
Root  10  tonta
Compound words 

Anagrams  13  fanantona, fanontana

Updated on 2025/01/21