Entry | 1 fanontana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanjerana: Fanontana kanonta Fanaovana printy boky na gazety: Trano fanontana boky Fampidirana anaty lasitra: Fanontam-biriky Fanontam-bola |
Explanations in English |
4 [1.2] [Rel. s. from manonta (tonta).] A press, a printing press. The word presy is more frequently used now. 5 [1.7] printing |
Explanations in French |
6 [1.8] action d'imprimer 7 [1.13] édition |
Examples |
8 [2.366#] Dia ny fanontana azy hisy soratra. 9 [2.356#] Teo amin' ny fanontana no tsy mbola nisy ny "ronéo» fa "páte à modeler» no nisarihana azy. |
Root | 10 tonta |
Compound words |
|
Anagrams | 13 fanantona, fanontana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |