Entry | 1 fanoratana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanaovana soratra: Efa mahay mamaky tsara itỳ zaza ity, fa eo amin' ny fanoratana no mbola votsa dia votsa Fandatsahana an-tsoratra: Etsy amin-dRamatoa etsy no fanoratana anarana Famoronana lahatsoratra, boky: Olona kinga amin' ny fanoratana izy Fampidirana amin' ny bokim-panjakana ny nanaovana ny sora-panambadiana: Tamin' ny alakamisy no natao ny fanoratana |
Explanations in English |
4 [1.2] A writing table or desk. |
Explanations in French |
5 [1.3] l'action d'écrire, de dessiner, de marquer, les instruments, le lieu, la cause |
Examples |
6 [2.59#87] amy ny ilay boky fanoratana ny andevo 7 [2.366#184] Fanoratana ny sisiny, ny sarin-tsoavaly, ny olona ets. 8 [2.356#45] Izany anefa tsy nisakana azy tsy hitendry milina fanoratana hatramin' ny farany! |
Root | 9 soratra |
Compound words |
|
Titles |
Anagrams | 14 fanoratana, nafatranao, nofaratana |
Updated on 2025/04/13 |
![]() |