|
|
|
|

Entry1  fao-dranomaso
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Vola famangiana omena ny tompon' alahelo raha mbola eo am-bohitra ny razana (tsara homarihina fa mbola misy anarana hafa omena ny vola famangiana amin' io fotoana io, toy ny hoe solon-tsosoa, ranombary tsy masaka, fa anarana hafa kosa no iantsoana ny vola famangiana amin' ny fotoana hafa: kofehy, solon-kofehy, rambondamba, zara levenana)
Explanations in English  4  [1.2] [ranomaso, tears.] A present given to the near relatives of a deceased person.
Examples  5  [1.370#63] ny velona ampisotroinareo ranombary sy omena fao-dranomaso ary otroninareo, omen-kaja sy omem-boninahitra.
6  [2.436#] Ny hafa kosa, raha vao mandre ny manjo, dia midodododo mamangy ka ny vola omena amin' izany dia solon-tsosoa na ranombary tsy masaka na koa faodranomaso
Elementary words  7  faoka, rano, maso

Updated on 2024/12/07