Entry | 1 fari-piainana |
Elementary words | 2 faritra, fiainana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 vola miditra isan-taona amin'ny olona iray ao amin'ny firenena iray araka ny sandam-bola marina eo amin'ny firenena misy azy [1.13] |
Explanations in French |
5 niveau de vie [1.13] |
Synonyms | 6 fari-pivelomana |
Updated on 2024/08/13 |