|
|
|
|

Entry1  fasehina
Root  2  fasika
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Be fasika, toa misy fasika: Tany fasehina izany tany atỳ izany
Masaisay sy maraorao, marokoroko: Ravinkazo fasehina
Explanations in English  5  [1.2] sandy.
Explanations in French  6  [1.13] sablonneux
Vocabulary  7  Geology
Other spellings  8  fasihina
Compound words 

Anagrams  11 

Updated on 2025/01/21