Entry | 1 fasihina |
Root | 2 fasika |
Part of speech | 3 adjective |
Vocabulary |
4 Geology |
Explanations in Malagasy |
5 Be fasika, toa misy fasika: Tany fasehina izany tany atỳ izany 6 Masaisay sy maraorao, marokoroko: Ravinkazo fasehina [1.1] |
Explanations in English |
7 sandy. [1.2] |
Explanations in French |
8 sablonneux [1.13] |
Other spellings | 9 fasehina |
Anagrams | 10 fasihina, fihasina, fisahina |
Updated on 2020/07/31 |