|
|
|
|

Entry1  fiakanjoana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanaovana akanjo
Explanations in French  4  [1.3#14] La toilette, l’habit habituel, façon de s'habiller, le cabinet de toilette
Examples  5  [2.59#] Izaho nandray, tao amy ny trano fiakanjoana
6  [2.472#] Na eo aza ny hafaliana miharo hakevohana noho ny fiakanjoana tsara sady voalohany, nararirary izany ny aiko.
Root  7  akanjo

Updated on 2024/12/11