|
|
|
|

Entry1  fidabohana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fianjerana (amin' ny tany), fahalavoana: Naratra mafy izy tamin' ilay fidabohany tamin' ny tany
Fatoriana mivalampatra: Vizaka loatra izy ka tsy andriny ny hidabohany teo am-pandriana
Fiaiken-keloka na fibabohana amin' ny hadisoana: Nampalahelo indray ny nahita ny fidabohan' ilay zaza mpandany teo anoloan-drainy
Root  4  daboka

Updated on 2024/12/11