Entry | 1 fierona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Famoahana feo toy ny mingonona arahim-pihetsehana vonon-kandramatra: Vaky nandositra aho nandre ny fieron' ilay alika |
Root | 4 erona |
Synonyms | 5 fieronana |
Anagrams | 6 arefony, fierona, fireona |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |