Entry (1/3) | 1 erona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fitezerana, fandrahonana 4 Famoahana feo toy ny mingonona ary arahina fihetsehana vonon-kandramatra [1.1] |
Explanations in English |
5 a growl, a roar [1.7] |
Explanations in French |
6 l'action de gronder, de rugir, de réprimander [1.3] 7 grondement, rugissement [1.8] |
Examples |
8 ary kiakiaka sy naonaona mbamin' ny erona sy reondreona fotsiny toy ny an' ny biby amam-borona no hainy. [2.285] |
Vocabulary |
9 Sound |
Derivatives |
|
Entry (2/3) | 14 erona |
Part of speech | 15 adjective |
Explanations in Malagasy |
16 hendry [Taimoro]
[1.78] |
Entry (3/3) | 17 erona |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 Fofon-kanina na zavatra may: Maimbo erona [1.1] |
Compound words |
|
Anagrams | 21 anore, areno, erona, -nareo, onera, orena, renao, reona |
Updated on 2020/07/31 |