|
|
|
|

Entry (1/3)1  manerona
Root  2  erona
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mandrahona olona amim-peo toa tsy faly ary vonon-kandramatra na hamely: Nanerona ilay alika nony niditra ny vavahady izahay [1.1]
Explanations in English  5  to growl or roar at [1.7]
Explanations in French  6  gronder, rugir [1.8]
Examples  7  Manasa hisakafo e ! hoy ilay mpiasa tany, tamin’ny feo reraka nefa sahala amin’ny manerona [2.472]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word manerona

Entry (2/3)13  mañerona
Part of speech  14  active verb
Explanations in Malagasy  15  manendy kafe, ets. [Sihanaka] [1.78]

Entry (3/3)16  maneròna
Root  17  erona
Part of speech  18  imperative of active verb manerona
Explanations in Malagasy  19  [1.1]
Tables and plates  20  All the active imperatives

Anagrams  21  manerona, maneròna, mañerona, manonera, manorena, menarano, Ranomena, rano mena, ranomena, manerona, maneròna, mañerona, manonera, manorena, menarano, Ranomena, rano mena, ranomena, manerona, maneròna, mañerona, manonera, manorena, menarano, Ranomena, rano mena, ranomena

Updated on 2023/01/20