Entry | fieronana (erona) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Famoahana feo toy ny mingonona arahim-pihetsehana vonon-kandramatra: Vaky nandositra aho nondre ny fieron' ilay alika [1.1] | |
Synonyms | fierona | |
Anagrams | fieronana, fionerana, fiorenana |
Updated on 2023/01/20 |