|
|
|
|

Entry (1/5)1  fihary
Root  2  hary
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Karazana taova manamboatra sy mamoaka ranoka ilaina amin' ny fandevonan-kanina, toy ny fihary rora, ny fiharim-bavony
5  [1.13] taova manamboatra sy mamoaka zavatra ilain'ny vatana
Explanations in French  6  [1.13] glande
Examples  7  fihary ny Vihindahy Mihitatra lo tranga io dia mpahazo ireo lehilahy mihoatra ny 40 taona. [2.424#]
Vocabulary  8  Biology
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word fihary

Entry (2/5)16  fihary
Root  17  hary
Part of speech  18  noun
Explanations in Malagasy  19  [1.1] Fomba entina mihary, mitady

Entry (3/5)20  fihary
Root  21  hary
Part of speech  22  adjective
Explanations in Malagasy  23  [1.1] Azo angonina, tadiavina: Ny vola fihary

Entry (4/5)24  fihary
Part of speech  25  noun
Explanations in Malagasy  26  [1.78] [Bara] ompiana, fiompy

Entry (5/5)27  fihary
Root  28  hary
Part of speech  29  noun
Explanations in English  30  [1.2] [Provincial] for omby, an ox, lit. wealth.

Anagrams  31 

Updated on 2025/01/21