Entry | 1 fikabariana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanaovana lahateny ampahibemaso; filazana lalàna na didy ampahibemaso Fibedibedena: Ampy izay fikabarianao ahy izay fa lasa aho |
Explanations in French |
4 [1.3] L'action de proclamer, d'admonester, la cause, le lieu |
Examples |
5 [2.270#] Atombohy, any aloha, ary ny tantaran' ny fikabariana. 6 [2.588#] Ny an'Ingahy teo ambany avaratry ny Vato-fikabariana; 7 [2.508#] Raha vao mahatazana ny afo midonaka ny manodidina dia manatona haingana ny toerana fikabariana. |
Root | 8 kabary |
Titles |
Illustrations |
|
Updated on 2025/04/13 |
![]() |