|
|
|
|

Entry1  firaparapana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Famindrana na fandehanana tsy mahita izay hodiavina fa mitsapatsapa; fandehanana mizotra an-jamba tsy mihevitra izay mety hahavoa ny tena, fipapapapana; fitotototoana
Root  4  raparapa

Updated on 2024/12/11