|
|
|
|

Entry1  firitso-basy
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Vy na hazo lavalava kely amin' ny basy natao hamahanana azy taloha, fa ankehitriny kosa ampiasaina hanadiovana azy fotsiny
Explanations in English  4  [1.2] (firitsobasy) fihitsobasy
Elementary words  5  firitsoka, basy
Synonyms  6  fihitso-basy

Updated on 2025/02/02