|
|
|
|

Entry (1/2)1  fisahanana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fiandraiketana, fiatrehana, famonjena asa na raharaha maro miaraka: Mbola iderako anao ny fisahananao ny asa sarotra iantsorohanao sy ny raharahan-tokantrano vonjenao samy irery
Explanations in French  4  [1.3#557] L’action de faire face à un travail
Examples  5  [1.320#] Ny fisahanana ny asa aman-draharahan'ny mpanao gazety dia voalamina araka ny lalàna.
6  [4.27#] Amin' izany fandaminana izany, dia afaka mampihatra tanteraka ny fahefany ny Fanjakana amin' ny fisahanana irery ny andraikitra amin' ny fandaminana ny raharaham-pifidianana.
Root  7  sahana

Entry (2/2)8  fisahañana
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  [1.78] [Taimoro] fitsapana
11  [1.78] [Tanala] fanoharana, fanandramana

Anagrams  12  fisahanana, fisahañana, hanasafian

Updated on 2025/04/19