|
|
|
|

Entry1  fisiahana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Famoahana feo kely mikiririoka avy amin'ny fanosehana ny rivotra amin'ny molotra sy ny nify; fanaovana feon-kira amin'ny siaka; fiantsoana amin'ny siaka.
Root  4  siaka

Anagrams  5  fisahiana, fisaihana, fisiahana, hasafinay, ifisahana

Updated on 2025/01/21