Entry | 1 fisorohana |
Root | 2 soroka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanalana tany na ahitra amin'ny angady ka asosa fotsiny hisafo ny tany ny vohony: Tsy dia raharaha sarotra loatra akory ny fisorohana ny ahitra amin'ity lalan-kely ity. Fidifiana, fanalana mialoha: Mba ho fisorohana ny loza no ilazako izany aminao. |
Anagrams | 5 |
Updated on 2025/01/21 |