|
|
|
|

Entry1  fisorohana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanalana tany na ahitra amin'ny angady ka asosa fotsiny hisafo ny tany ny vohony: Tsy dia raharaha sarotra loatra akory ny fisorohana ny ahitra amin'ity lalan-kely ity.
Fidifiana, fanalana mialoha: Mba ho fisorohana ny loza no ilazako izany aminao.
Root  4  soroka

Anagrams  5  fihosorana, fisorohana, hosaforany

Updated on 2025/01/21