Entry | 1 fitafiana |
Root | 2 tafy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fitondrana lamba handrakofana ny tena: Ny fitafiana lamba arindrano, hono, taloha dia nitory fananan-karena. Filazana ankapobeny ny zavatra entin'ny olombelona mandrakotra ny vatan-tenany (ny fitafiana dia natao ho takon-kenatra sy fiarovana amin'ny toetr'andro mivadibadika aloha tany an-tendrony, ary dia nanjary ho haingo koa taty aoriana noho ny olombelona tia endri-javatra). |
Explanations in English |
5 [1.7] clothing |
Explanations in French |
6 [1.8] vêtements |
Examples |
7 Isaky ny tafiditra dia nanova fitafiana. [2.113#] 8 toy ny fitafiana ny taratasy afono boky. [2.442#] |
Vocabulary |
9 Economy: clothing |
Compound words |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word fitafiana |
Article |
12 Randzavola: fitafiana ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2024/12/07 |