|
|
|
|

Entry1  fitafiana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitondrana lamba handrakofana ny tena: Ny fitafiana lamba arindrano, hono, taloha dia nitory fananan-karena.
Filazana ankapobeny ny zavatra entin'ny olombelona mandrakotra ny vatan-tenany (ny fitafiana dia natao ho takon-kenatra sy fiarovana amin'ny toetr'andro mivadibadika aloha tany an-tendrony, ary dia nanjary ho haingo koa taty aoriana noho ny olombelona tia endri-javatra).
Explanations in English  4  [1.7] clothing
Explanations in French  5  [1.8] vêtements
Examples  6  [2.113#] Isaky ny tafiditra dia nanova fitafiana.
7  [2.442#] toy ny fitafiana ny taratasy afono boky.
Vocabulary  8  Economy: clothing
Root  9  tafy
Compound words 
Proverbs  11  Proverbs containing the word fitafiana
Article  12  Randzavola: fitafiana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/12/07