Entry | 1 fitaiza |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mitaiza na mikarakara mba hanasoa sy mba hahaolom-banona: Tsara fitaiza ny zaza apetraka amin'io zazavavy io. Teny enti-milaza izay rehetra tehirizina hatao fiandry an-tratra: Fanafody atao fitaiza mihitsy ny anay ny fanazava. |
Explanations in English |
4 [1.2] [Mod. s. from mitaiza (taiza).] An extra supply of anything put aside for use in case of need; a gun carried by the guards of the sovereign; materials kept ready in weaving to lengthen a thread broken in the warp; a mode of nursing. See antratra. 5 [1.7] anything kept in reserve |
Explanations in French |
6 [1.8] ce qui est tenu en réserve |
Root | 7 taiza |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |