Entry | 1 fitambatambazana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] fanaovana izay hijerenan'ny olona ny tena, izay hahazoan'ny tena sitraka avy amin'ny hafa. 4 [1.62] [f-i-tambitambi-az-ana > f-i-tambatambàzana] fanaovana an' izay hampalefaka sy sainy sy fon' nyolona tiana hahazoana sitraka |
Explanations in French |
5 [1.3#659] l'action de se faire caresser, le motif |
Root | 6 tambitamby |
Updated on 2024/12/26 |
![]() |