Entry (1/2) | 1 fitatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.10#F577] soratr' omby sada mainty, na volavita; sadasada fa madinika kokoa ny soratra fotsy sady somary boribory fa tsy mba mitomandavana tahaka ny rango na vakivoho |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 5 fitatra |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Karazam-boronkely izay heno maneno vao maraim-be, nahatonga ilay fitenenana hoe "mifoha alohan'ny fitatra", izany hoe mifoha maraina be alohan'ny maneno akoho mihitsy aza. |
Explanations in English |
8 [1.2] a bird, a species of warbler. Pratincola sybilla, L. Same as feta, fitapatatra, fitatenona, and tekiteky |
Explanations in French |
9 [1.54] tarier à collier |
Examples |
10 Matetika tsy hitany akory ny fiaingan' ny lahy mamonjy fotoana maneno fitatra. [2.470#] |
Vocabulary |
11 Zoology: birds |
Synonyms | 12 feta, fitapatatra, fitatenona, tekiteky |
Compound words |
|
Scientific name |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word fitatra |
Anagrams | 16 fatatry, fatitra, fitatra |
Updated on 2023/05/14 |