|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitokisana
Root  2  toky
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  confiance [1.5]
Examples  5  Fa izy hanadino ny adidiny sy ny voninahiny ka tsy hitandrina ny fitokisana napetraka taminy, noho ny fitiavana, no tsy takatry ny saiko. [2.5]
6  Olona mampiseho fitokisana sy fitiavana anao, na fantatra aza fa fitokisana sy fitiavana diso petraka izany, sarotra ihany ny hampiseho aminy amin' ny fiteny ria ny fihetsika fa tsy momba azy ianao. [2.4]
Morphology 
7  Simple :
8  Prefixed :
Other spellings  9  fitokiana

Entry (2/2)10  fitokisana
Part of speech  11  noun
Vocabulary  12  Botany
Explanations in French  13  (de toky : confiance, assurance). Préparation qu'on appliquait après avoir fait des incisions multiples aux personnes qui partaient au combat ou allaient trafiquer dans des régions jugées dangereuses. Cette pratique était censée les protéger contre les dangers. [Betsileo] [1.196]

Anagrams  14  fitakosina, fitokisana, fitsaikona

Updated on 2023/01/20