|
|
|
|

Entry1  fitory
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina mitory, izany hoe manasilaka ny tsiratsira-javamaniry iray mba hofolesina, na manisy soritra manelanelana manavaka, na miampanga olona nanao hadisoana amin' ny fitsarana, na milaza sy mivaofy ny tenin' Andriamanitra
Azo torina
Examples  4  [2.356#] Fa tao amin' ireo Kolejy ireo no nohamafisina ny foto-pisainana samihafa, ny fomba fitondrana tsy mitovy, ny fiheverana momba ny vola, hatramin' ny fomba fitory teny.
Root  5  tory

Anagrams  6  fitory, foitry, tifiro, tofiri

Updated on 2025/01/21