|
|
|
|

Entry1  fitsabahana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fangaronana amin' ny tanana: Maharikoriko ny fitsabahan' io zaza maloto io ny hanina
Fidirana amin' ny toerana iray: Voarara ny fitsabahana amin' ny trano misy mararin' areti-mifindra
Fiditridirana amin' ny raharahan' ny sasany: Tsy anjaranao ny fitsabahana amin' ny raharahan-tokantranonay
Root  4  tsabaka

Updated on 2024/12/11