Entry | 1 fitsidradrahana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fiaingana ho avo, fitsanganan' ny volo, tanana, tongotra misandrahaka: Oadray izany fitsidradraky ny volon' ity zazalahy ity |
Root | 4 tsidradraka |
Synonyms | 5 fitsidradrana, fitsidradraka |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |