|
|
|
|

Entry1  fitsofohana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fidirana ao anaty zavatra ka etiety ny fidirana ao: Ny fitsofohana ao anaty zohy. / Ny fitsofohan' ny tongotra ao anaty kiraro
Fisisihana: Ny fitsofohany tao anatin' ny vahoaka no tsy nahitana azy
Fiditridirana amin' ny zavatra mikasika ny sasany, fitsabahana: Tsy rariny izao fitsofohanao amin' ny raharahan-tokantranonay izao
Root  4  tsofoka

Updated on 2024/12/11