|
|
|
|

Entry1  fividianana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fandoavana vola atao takalon-javatra: Teo am-pividianana mofo no nahitako an-dRabe
Explanations in English  4  [1.7] the act of buying
Explanations in French  5  [1.3#832] l'action d'acheter, le lieu, la cause, le prix
6  [1.8] action d'acheter, achat
Examples  7  [2.366#] na fanaramana tsotra no azo atao amin' ny tany, fa tsy nisy fividianana.
8  [4.27#] Nisy fividianana trosa natao, mbola nanaovana fividianana trosa fanindroany, ka nahatonga fananan-karena voarara.
Vocabulary  9  Economy: trade
Root  10  vidy
Compound words 

Updated on 2024/12/11