|
|
|
|

Entry1  fivovozana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fikiakiahan' ny alika mitady hanaikitra na hampitahotra: tsy ahitana tory ny fivovozan' ny alika atỳ aminareo izany
Root  4  vo

Updated on 2024/12/11