Entry | fofoy > fofoina (fofo) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Kasaina ho vady: Nofofoindry Rakoto ho vadin' ny zanany io zazavavy io Kasaina, kendrena hovonoina: Nofofoiny hovonoina mihitsy aho [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be engaged to be married (of the girl) [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu’on choisit pour fiancée ou pour de mauvais desseins: Nofofoin’ ny ray aman-dreny ho vadin’ny zanany io zazavavy io (Les parents ont choisi cette fille pour être l’épouse de leur garçon) ~ Nofofoiny hovonoina aho (Il a projeté de me tuer) [1.3] | ||||||||
Fiancée (se dit de la femme) [1.8] | |||||||||
Examples | kanefa ny nohazaina sy nofofoina hovonoina ary nitondra fahoriana mafy indrindra dia Ingahy.
[2.588] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word fofoina | ||||||||