|
|
|
|

Entry1  galona sy lopotra : tafaray samy soa
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza zavatra roa mahay ary tsara miaraka aoka izany (tafavoaka tsara tokoa ny kofehy volamena na volafotsy eo ambonin' ny lopotra mainty mihilontrilona)
Elementary words  4  galona sy lopotra, tafaray, samy, soa

Updated on 2024/12/07