|
|
|
|

Entry (1/2)1  haavo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetran' ny zavatra avo: Tsy hay refesina ny haavon' ity trano be ity
4  [1.13] refy mijidina takatry ny zavatra iray
Explanations in French  5  [1.13] hauteur
Examples  6  [4.27#] Fantatra anefa fa raha foanana ny vola miditra avy amin' ny hetra dia tokony hofoanana ny fandaniana mitovy haavo amin' izany teti-bidy izany.
Root  7  avo
Compound words 

Entry (2/2)15  haavo
Part of speech  16  noun
Explanations in Malagasy  17  [1.1] Tsipika miala avy amin' ny tendro iray ka mijadona amin' ny lafy mifanandrify amin' io
Root  18  avo

Anagrams  19  avaho, avoha, haavo, haova, havao, havoa, ovaha, vahao

Updated on 2025/01/21