Entry (1/2) | 1 haavo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny zavatra avo: Tsy hay refesina ny haavon' ity trano be ity 4 [1.13] refy mijidina takatry ny zavatra iray |
Explanations in French |
5 [1.13] hauteur |
Examples |
6 [4.27#] Fantatra anefa fa raha foanana ny vola miditra avy amin' ny hetra dia tokony hofoanana ny fandaniana mitovy haavo amin' izany teti-bidy izany. |
Root | 7 avo |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 15 haavo |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] Tsipika miala avy amin' ny tendro iray ka mijadona amin' ny lafy mifanandrify amin' io |
Root | 18 avo |
Anagrams | 19 avaho, avoha, haavo, haova, havao, havoa, ovaha, vahao |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |