Entry | 1 hafaingana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny zavatra mandeha faingana: Mahatratra 150 km isan' ora ny hafaingan' itỳ fiarakodia |
Explanations in French |
4 [1.13] vitesse, rapidité, célérité |
Root | 5 faingana |
Synonyms | 6 fahafainganana, hafainganana, halaky |
Compound words |
|
Updated on 2025/02/08 |
![]() |