|
|
|
|

Entry1  halavirana (lavitra)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Toetran' ny toerana na zavatra lavitra; fihatahana lavitra: Mandreraka ny mpianatra ny halaviran' ny sekoly 4  Elanelana: Ohatrinona ny halaviran' i Toamasina sy Vavatenina [1.1]
Explanations in English  5  distance away [1.7]
Explanations in French  6  éloignement, distance [1.8]
Synonyms  7  fahalavirana, halavitana

Updated on 2020/07/31