|
|
|
|

Entry1  halavirana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetran' ny toerana na zavatra lavitra; fihatahana lavitra: Mandreraka ny mpianatra ny halaviran' ny sekoly
Elanelana: Ohatrinona ny halaviran' i Toamasina sy Vavatenina
Explanations in English  4  [1.7] distance away
Explanations in French  5  [1.8] éloignement, distance
Root  6  lavitra
Synonyms  7  fahalavirana, halavitana

Anagrams  8  halavirana, hanalavira

Updated on 2025/01/21