|
|
|
|

Entry1  harerahana
Root  2  reraka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
Explanations in French  5  épuisement, découragement, pauvreté [1.3]
Examples  6  Manao tsy dia salama loatra aho, hoy Rasoa nampiseho harerahana teny amin' ny endriny. [2.529]
7  Noho ny harerahana tamin' ny dia, noho ny Tranovola mbola eo am-pamitana azy tsy ho ela, dia miandry tononandro tsara isika. [2.528]

Updated on 2023/01/20