|
|
|
|

Entry1  hasahiana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy fahatahorana mahatonga hisetra loza na zava-tsarotra
Explanations in French  4  [1.3#558] courage, audace, hardiesse
Examples  5  [2.270] Eny, hasahiana, fa henoy re, aloha, ny manaraka e.
6  [2.895] Nentin' ny hasahiana anefa ilay Rangahy iray, ka niverenany nalaina ny langilanginy, kanjo.
Root  7  sahy
Morphology 
8  Simple :
9  Prefixed :
Synonyms  10  fahasahiana

Anagrams  11  hanasaiha, hasahaina, hasahiana, hasiahana

Updated on 2025/01/21