Entry | 1 hatairana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fihetseham-po mahita na mandre zavatra tampoka tsy nampoizina: Mifoha amim-pahatairana Fivadiham-po: Tsy hita holazaina ny fahatairako nahita ilay ombalahy be tandroka roa metatra teo anoloako |
Root | 4 taitra |
Synonyms | 5 fahatairana |
Anagrams | 6 ahiratana, haatranay, haratanay, hatairana, hiatarana, iharatana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |