|
|
|
|

Entry1  hatsara
Part of speech  2  noun
Explanations in English  3  [1.7] excellence; goodness
Explanations in French  4  [1.3#754] l'état de ce qui est beau, bon
5  [1.8] excellence; bonté
Examples  6  [4.27#] Miankina amin' ny fitaovana ampiasaina anefa ny hatsara sy hazavan' ny famotopotorana sy fanadihadiana atao;
7  [1.317#] Nozarina hifoka sy higoka izany hatsara sy hanitry ny zava-kanto frantsay izany ny zatovo malagasy, ka dia nanadino tsikelikely ny hatsara na ny hanitry ny maha-Malagasy azy.
Root  8  tsara
Morphology 
9  Simple :
10  Prefixed :
Synonyms  11  fahatsara
Compound words 

Anagrams  13  hatsara, sahatra

Updated on 2025/01/21